• Ny Fitiavako an'I Mama
  • Ny Fitiavako An'i Mama - (Madagascar)
  • Ny Fitiavako An'i Mama (Madagascar)
  • Tambazako
  • Masoala - Œil-forêt
  • Halako - Je déteste
  • Moramora - Doucement
  • Izaho tsy maintsy mihira
  • Tsy miraharaha - On s'en fiche !
  • Tsunami
  • Bitika
  • Malaso - Voleurs de zébus
  • Raiso ny dimy - Tope là
  • TSY FERANA
  • Hidôla zaho niany - Je vais danser aujourd'hui
  • Soanali
  • Tsara Ny Hiran'ny Taniko
  • Ho hala areo - Vous serez des dieux
  • Adin-tsaina - Soucis
  • Inona no mahaory? - Qu'est-ce qui rend malheureux ?
  • Any An-Danitra Any
  • Rotsirotsy
  • Barikavily
  • Tsiky Malefaka
  • Ampahazahoy
  • Handeha isika hody e - Rentrons à la maison
  • Maloya
  • Lasa Aiza Ilay Zoma
  • Zanamalala
  • Zakelina Mama
  • Mila rano
  • Zoke
  • Fitiavana Kely
  • Babany angaha
  • Kara-Bato Nafafy
  • tsofy rano
  • Andao raha sahy
  • Ramaloya
  • Ampazahoy
  • Ngoma zaho valy
  • Ngoma
  • Ngôma Zaho Valy
  • Ela laotra
  • Vakoka
  • Malok'ila
  • Mitsonika Aminao
  • Zakeliny Mama
  • Marovoay
  • Tsara Ny Hiran ' Ny Taniko
  • Ngoma Izaho Valy

Taloha ela be hono tety ambany lanitra
Dia nifidy toerana ny zanak' Andriamanitra
Mba hialany sasatra, hijereny ny asa vitany o
Tao Masoala no toerana voafidiny
Dia hitan' Andriamanitra ny endriky ny saha
Maha-te ho tia sady maha-te hizaha
Novorian' Andriamanitra ny ala eran-tany oa
Tao Masoala no nanaovany an'izany

O, patrapatrak'ala
O, tao Masoala

Ingahy Baobab no voaositra ho filoha
Satria mahay milanja no mahay miloloha
Mpanjakavavy kosa dia ny Ravinala oa
Satria tsara bika no ravaky ny ala
Mpanjaka Be Ny Tany no nitana ny fanilo
Nametrahana hafatra ary koa nitadidy
Mandrava Sarotra natao ho mpitsabo oa
Satria manasitrana ny aretina mahazo

...

******* This Lyrics is NOT for Commercial use *******
(1409612056681)
Lyrics powered by www.musixmatch.com. This Lyrics is NOT for Commercial use and only 30% of the lyrics are returned.

Copyright © 2019 | Mrtzcmp3