• Leo
  • Aleo aloha
  • Maty Aho
  • Tsy Adala Aho
  • Ampy Ahy
  • Tsy Hay
  • averiko
  • Ajanony
  • Naleonao
  • Aza tsiny
  • Inty Aho
  • Efa Anao
  • Miandry aho
  • Nivadika
  • Ambondrona
  • Rakala
  • Kilalao
  • AZA ADINO
  • Eo foana
  • Ho tsaroana
  • Eny sa tsia
  • Tena fitia
  • Ny ho avy
  • Hirahiranao
  • Hijery Anao
  • Misy fetra
  • Havaoziko Ny ENY
  • Hanala azy
  • Mampifila
  • Araraoty
  • Rahoviana
  • Variana
  • Mankasitraka aho
  • Ny ao anatiko
  • 7 andro
  • Saino
  • Mikozy
  • Fanamby
  • rehefa mirava
  • Amen
  • Olom-banona
  • Fito andro
  • Raiso
  • Misy fetrany
  • Tafandria Mandry
  • Tontolo
  • Ngôma
  • Mandrakizay
  • Mivadika
  • Tohizo ihany

Nisaiko ireo fotoana izay efa nandalo
Izany koa ve ianao any hoany
Herin'andro izay, fito andro androany
Latsinainy ianao
Niandry ahy mba handalo
Tsy tonga aho
Talata anefa ny andro
Larobia tontolo
Tezitra angaha

Nefa izaho aty
Malahelo tsy afa-miantso
Tsindrin-daona mbola tsy vita foana ireo kandra miandry
Na torimaso aza
Tsy misy akory
Maraindraina vao mba matory

Tsy nihiniako
Mba tia hanao izay tiako aho
Tsy misy mihintsy
Na dia fotoana vitsy ahitako anao
Nikandra aho,tsy tafandry
Efa fito andro

Alakamisy
...

******* This Lyrics is NOT for Commercial use *******
(1409612056681)
Lyrics powered by www.musixmatch.com. This Lyrics is NOT for Commercial use and only 30% of the lyrics are returned.

Copyright © 2019 | Mrtzcmp3