• Kobaka
  • Rafahafahana
  • Tadidiko Ry Zalahy
  • Adin-Tsaina
  • Lendrema
  • Karaborosy
  • Veloma ry fahazazana
  • Hay hay
  • Somambisamby
  • Dihy
  • Raha Mila Fanampiana
  • Madirovalo
  • Isekely
  • Bon Voyage
  • Ny Lasantsika
  • Ravorondreo
  • Ilay Nosy
  • Rivotra
  • Raha Noana Ny Kibo
  • Embona
  • Bemolanga
  • Efa Ela
  • Hanaraka Anao
  • Ramiaramila
  • Alina Mangina
  • Vololona
  • Voasary
  • Tany Boribory
  • Andro Ririnina
  • Tadidiko
  • Vaonala
  • Fitia Vao Mitsiry
  • Nenina
  • Voankazo Voarara
  • Omaly Tolakandro
  • Mpamita
  • Gasikara Vita Baorina
  • Mianatra misintaka
  • Tsiafahy
  • Floara
  • Salanitra
  • Kurde
  • Aomby
  • Ianao
  • Meloka
  • Fahavaratra
  • Mihodinkodina
  • Manta Vary
  • Tsy Miraharaha
  • rehefa maty aho

Lasa hono Lendrema
Lasa hono Lendrema
Zanaka lahy an-drarederve
Nandeha niala any Ankazomalaza
Iao iao iao ia ia ia iao

Lendrema maditra
Lendrema maditra
Mamalivaly an'ny ray aman-dreny
Manao kamokamo mitsaoka raharaha
Iao iao iao ia ia ia iao

Naka fiara-kodia
Lendrema maditra
Lasa nitsaoka any Antananarivo
Lasa nitsaoka any Antananarivo
Iao iao iao ia ia ia iao

Tsy hita intsony Lendrema
Tsy hita intsony Lendrema
Mitomany an'I dada sy neny
Mitomany an'I zoky sy zandry
Iao iao iao ia ia ia iao

Any Anjanamasina
Any Anjanamasina
No hahitana ireo adala
No hahitana ny zaza maditra
Iao iao iao ia ia ia iao

Nandeha nody any ankazomalaza
Lendrema fa tsy zakany fa lasa adala
Tany andrefan'i Antanarivo
Nandeha nody any ankazomalaza
Fa voavelively fa zaza maditra
Tany andrefan'i Antanarivo

Tonga soa Lendrema
Tonga soa leiry e
Faly izy leisy ka Faly izy leisy razandry a
Tonga soa Lendrema
Tonga soa leiry e
Faly izy leisy ka Faly izy leisy razandry a

Ory vola ory harena lendrema
Fa tsy nahita asa ka nivenjivenjy
Tany ambanivohitry ny ray amandreniny
Ory vola ory harena lendrema
Fa tsy nahita asa ka nivenjivenjy
Tany ambanivohitry ny ray amandreniny
Tonga soa Lendrema
Tonga soa leiry e
...

******* This Lyrics is NOT for Commercial use *******
(1409612056681)
Lyrics powered by www.musixmatch.com. This Lyrics is NOT for Commercial use and only 30% of the lyrics are returned.

Copyright © 2019 | Mrtzcmp3